Teny iditra | 1 lahiaivo |
Fototeny | 2 lahy, ivo |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Ny zanakalahy faharoa amin' ny lahy, na ny zanakalahy rehetra eo anelanelan' ny voalohany sy ny farany |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] the second son in a family |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3#11] Le cadet 7 [1.8] le deuxième fils d'une famille |
Ohatra |
8 maty tsy nifanao tapa-bolana akory ny lahimatoa sy ny lahiaivo! [2.944#] 9 Ny lahiaivo, Ratsimanonga na Ratsimanongarivo no nanjaka tany Mahabo. [2.508#] |
Voambolana |
10 Fifandraisana: fianakaviana |
Mpanahaka | 11 lahimatoa, vaviaivo, vavimatoa |
Fivaditsoratra | 12 lahiaivo, voailahy |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |