Teny iditra lahiantitra (lahy, antitra)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Ny lehilahy be taona, antitra; antidahy [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy [ lahy antira ] an old man [Richardson 1885]
Fanazavàna teny frantsay vieillard [Abinal 1888]
Tsipelina hafa 
Ohatra 
1Lahiantitra mbola feno hery izy [Andriamalala: Ranomasina, takila 16]
2Nasampin' i Ndriana am-babena ilay lahiantitra dia lasa koa izy nanaraka ny mpandositra. [Andriamalala: Zazavavindrano, takila 21]
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2021/10/17