Teny iditra lahinjiro
Singan-teny lahy ; jiro
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy [ lahin-jiro ] Vorodamba vonto-menaka ka arehitra ho jiro [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [ lahin-jiro ] A wick [1.7]
Fanazavàna teny frantsay [ lahin-jiro ] La mèche des lampes, des bougies [1.8]
 Mèche d'une lampe [1.13]
Ohatra 
1Lahinjiro maina no indreo mitsilopilopy efa madivadiva. [2.499]
2Indreny lahinjiro roa no manatona miadana dia miadana ny familiana amikiranay sy Patrice. [2.471]
3Lahinjiro ngezabe toy ny sandry no nirehitra teo amboniny ka nanazava ilay efi-bato malalaka. [2.643]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/04