|
|
|
|

Teny iditra1  lahinjiro
Singan-teny  2 lahy, 3 jiro
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 [lahin-jiro] vorodamba vonto-menaka ka arehitra ho jiro [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 [lahin-jiro] a wick [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 [lahin-jiro] la mèche des lampes, des bougies [1.8]
8 mèche d'une lampe [1.13]
Ohatra  9  lahinjiro maina no indreo mitsilopilopy efa madivadiva. [2.499#]
10  Indreny lahinjiro roa no manatona miadana dia miadana ny familiana amikiranay sy Patrice. [2.471#]
11  lahinjiro ngezabe toy ny sandry no nirehitra teo amboniny ka nanazava ilay efi-bato malalaka. [2.643#]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26