Teny iditra | 1 lahin-tsoavaly |
Singan-teny | 2 lahy, soavaly |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] soavalilahy atao fakana taranaka |
Ohatra |
5 Ohatra amin' ny sakaiza mifaniratsira, ny lahintsoavaly: izay mitaingina azy rehetra, anenoany avokoa. [2.996#] |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |