|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  laina
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Tsy fahazotoan-komana
Tsy faharisihana hanao zavatra, hakamoana, fidonanaham-poana: Ny zoto ahandroana, ny laina itonoana
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] laziness, idleness, sluggishness
5  [1.7] laziness, idleness
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] paresse
Sampanteny 
7  Matoantenin' ny fameno :
8  Anarana :
9  Mpamaritra :
Kamban-teny 
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny laina io

Teny iditra (2/2)12  laina
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny frantsay  14  [1.196] (de laina dans le sens de : sans appétit, qui n'a envie de rien . allusion aux propriétés anorexiantes). Clerodendrum incisum Klotzsch (Lamiaceae). Le fait de mâcher les rameaux fait disparaître les sensations de faim. Feuilles fraîches utilisées en teinturerie : après les avoir contusées, on les fait bouillir. On recueille le jus et on le concentre une demi-heure. Donne une couleur rouge orange. En ajoutant des cendres, la teinte subit un virage vers le rouge sombre. [Tsimihety]
Voambolana  15  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  17  ailan, Alain, alain', alany, alina, anila, ialan, ilana, laina, lania, liana, naila, nalai, niala

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08