|
|
|
|

Teny iditra1  laitra
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  Azo kaikerina: Tsy laitrako io taolana io fa mafy loatra
4  Azon-javatra asiana, idirana: Mahagaga fa laitran' ny rano ny vato rehefa ela ny ela
5  Azo leferina, zakaina: Tsy laitrako intsony ny ataon' ny mpampiasa ahy
6  Azo (raha misy tanin' ny iharana hafa ao aoriana) (...): Tsy laitra tsoahana io fantsika io fa mafy loatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7  can be done, can be sustained, can be acted on, can be effected. It is followed by passive verbs like azo, zaka, etc. [1.2]
8  can be done; penetrated [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9  qui peut se faire; pénétré [1.8]
Haiendriteny 
10  Tsotra :
Sampanteny 
11  Matoantenin' ny mpanao :
12  Matoantenin' ny iharana :
13  Matoantenin' ny fameno :
14  Anarana :
15  unkLabel:5av: :
Mpanahaka  16  Lefitra, zaka, aritra, tanty, toha
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Ohabolana  21  Ohabolana misy io teny laitra io

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/14