Teny iditra | lalana momba ny fitondrana | |
Singan-teny | lalàna ; momba ; fitondrana | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Didy aman-dalàna mifehy ny raharaha ifanaovana amin'ny fanjakana [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | Droit administratif [1.13] | |
Voambolana | Lalàna | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12 |