Teny iditra |
momba
|
Sokajin-teny | mpampitohy
|
Fanazavàna teny malagasy | Ny amin' ny, mikasika ny...: Niresaka momba ny fitsapana hevibahoaka izahay [1.1]
|
Ohatra | Dia niresaka momba ny varotra sy ny vidin-javatra izy mivady.
[2.470]
|
Kamban-teny |
|
Lohateny |
|
|
Teny iditra |
momba
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Tsy miteraka: Taloha nalain' ny fanjakana ny fananan' ny olona momba (ny biby raha tsy miteraka, tsy mba atao hoe momba fa bada) [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Barren. Used of women [1.3]
|
Fanazavàna teny anglisy | Barren (used of human beings) [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Stérile (se dit ses personnes) [1.8]
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
momba
(omba)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Manaraka, mihazo: Nomba irý lohasaha ambany atsimo irý izy Miaraka, mandeha miaraka, manotrona: Intý ny lambamena homba ny maty ~ Nisy lehilahy telo nomba azy Miandany, manampy: Moa momba ny tarik' i Rainisongomby ve ianao? Mikasika: Miresaka momba ny fanampiana ireo tra-boina ny fokonolona [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To follow, to accompany, to associate with, to take part with. [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Suivre, accompagner, aller ensemble, suivre une direction; se ranger du parti de quelqu'un, concerner, regarder:
Misy miaramila maro momba azy (Il y a plusieurs soldats qui l'accompagnent) ~ Nomba tanety izy (Il est passé par terre) ~ Nomba io tendrom-bohitra io izy (Il a suivi cette montagne) ~ Momba ny mpikomy izy (Il s'est rangé du côté de rebelles) ~ Raharaha momba ny fianakaviako izany (C'est une affaire qui regarde ma famille) [1.3]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
momba |
Ny lasa : |
nomba |
Ny hoavy : |
homba |
Filaza mandidy : |
mombà |
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
mombà
(omba)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao momba
|
Fanazavàna teny malagasy | [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | [1.3]
|
|