Teny iditra lalimanga (lalitra, manga)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Karazan-dalitra mangamanga, lehibe noho ny lalitra tsotra, fia mipetapeta ka amin' ny maloto ary matetika manatody eny amin' ny hena ka mahatonga azy ho maimbo haingana. [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

2013/11/07