Teny iditra | 1 lalitromby |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Lalitra makadiry toy ny lalimanga fa mainty |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] [omby, an ox] a cattle-fly |
Voambolana |
5 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
Singan-teny | 6 lalitra, omby |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |