|
|
|
|

Teny iditra1  lalitromby
Singan-teny  2  lalitra, omby
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Lalitra makadiry toy ny lalimanga fa mainty
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] [omby, an ox] a cattle-fly
Voambolana  6  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07