Teny iditra lambo mandia hosy (lambo, dia, hosy)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy ilazanany "mpanaraka efa" ka ny vitan' ny sasany ihany indray no ataony [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31