Teny iditra | 1 lambondriaka |
Singan-teny | 2 lambo, riaka |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Karazam-biby mampinono any anaty rano ka mivelona amin' ny hazandrano; mety hahatratra 1 metatra sy sasany ny halavany 5 [2.356] dauphin |
Fanazavàna teny anglisy |
6 [1.2] [Provincial]
a sea hog, a porpoise |
Ohatra |
7 Mijery irony andiana hazandrano manidina tsy fahita, na ny lambondriaka misavoana sy manao antsitrika eny anaty ranobe. [2.356#] |
Voambolana |
8 Haibiby: mampinono |
Tovy hevitra | 9 lambondrano |
Nohavaozina tamin' ny 2024/01/15 |