Teny iditra (1/3) | 1 lamoka |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Leo, leony, mamo, voky: Nihinana menaka be i Lita kely ka lamoka |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] tired, weary, languid, sleepy. See ana , sasatra , reraka , valaka , trotraka |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#381, 1.5#184] appesanti par la nourriture, par le sommeil, par la fatigue. 6 [1.3#381] dégoûté |
Ohatra |
7 Nihinana menaka be loatra aho, ka lemoka (J'ai mangé trop de graisse et je suis tout lourd, j'en suis dégoûté) [1.3#381] |
Sampanteny |
|
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny lamoka io |
Teny iditra (2/3) | 14 lamòka |
Fototeny | 15 lamoka|lamòka |
Sokajin-teny | 16 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
17 [1.1] Atody nakotrika ka tsy foy |
Fanazavàna teny frantsay |
18 [1.5#184] avorté, (oeufs) gâté (fruits) |
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Teny iditra (3/3) | 23 lamòka |
Sokajin-teny | 24 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
25 [1.196] (au sens propre : avorton, être vivant de taille réduite, nabot). On peut distinguer deux sens en ce qui concerne les plantes : Un sens pathologique, pour les fruits avortés, mal formés. On dit par exemple lamokamboankazo, lamokamboatavo, lamokampaiso. Variétés à petits fruits d'une espèce. Voir lamokambazaha ou espèces à fruits comestibles mais très petit, d'un intérêt limité. |
Voambolana |
26 Haizavamaniry |
Ohabolana | 27 Ohabolana misy io teny lamòka io |
Fivaditsoratra | 28 akalom, alamok, kalamo, lakamo, lamako, lamoka, lamòka, malako, maloka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |