|
|
|
|

Teny iditra1  lanja haambo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  fomba fandrefesana elanelan-kambosana ary famaritana ny haabon'ny teboka [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  4  nivellement [1.13]
Tovy hevitra  5  fandrefesan-kaambo, fandrefesana haambo
Singan-teny  6  lanja, haambo

Fivaditsoratra  7  hajam-bolana, lanja haambo

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01