Teny iditra | 1 lanonana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fifaliana misy dihy sy hira ary zavamaneno ataom-bahoaka eny an-kalamanjana |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] an assembly of people gathered together for amusement and rejoicing on some public occasion 5 [1.7] feast with music and dancing |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] festin accompagné de musique et de danses |
Mpanahaka | 7 zaika, anjaika, korana, fivoriana, firavoravoana, firiariavana, androiray, androiraytoazato, androtsymaty |
Kamban-teny |
|
Anaran' olona |
|
Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny lanonana io |
Fivaditsoratra | 11 anolanan, lanonana, nalanona, nanalona, nanoalan, nanolana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |