|
|
|
|

Teny iditra1  andro iray toa zato
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] andro misy fifaliana be noho ny zava-nitranga taminy na noho ny hafaliana entiny
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] one day like a hundred
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] un jour qui en vaut cent, jour de fête
6  [1.8] un jour sans pareil
Ohatra  7  [2.285#104] Amin' ny kabary am-panambadiana, ohatra, andro iray toa zato ka samy manampatra
8  [2.346##27] andro iray toa zato izao ihaonana izao, ary fotoana fidinihana sy fifametrapetrahana
Singan-teny  9  andro, iray toa zato

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07