Teny iditra | 1 lany ra |
Singan-teny | 2 lany, ra |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] enti-milaza ny olona izay kely ny ra amin' ny tenany ka osa sy reraka izy |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] anémié, dont le sang est épuisé |
Tovy hevitra | 6 kely ra, tsy ampy ra |
Fivaditsoratra | 7 lañary, lanary, lany ra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/19 |