Teny iditra lany mbamin' ny tanin-ketsa
Singan-teny lany ; mbamy ; tany ; ketsa
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fahataperan' ny fananana hatramin' ny kely indrindra (fiteny matetika amin' ny olona mandanilany foana ny hareny amin' ny loka na zavatra mitovitovy amin' izany) [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/23