|
|
|
|

Teny iditra1  lany mbamin' ny tanin-ketsa
Singan-teny  2  lany, mbamy, tany, ketsa
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] fahataperan' ny fananana hatramin' ny kely indrindra (fiteny matetika amin' ny olona mandanilany foana ny hareny amin' ny loka na zavatra mitovitovy amin' izany)

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/23