Teny iditra | lapa be | |
Singan-teny | lapa ; be | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Fiarahan' ny olona maromaro samihafa mandry ao amin' ny efitra iray [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Many sleeping together in one bed or on one mat [1.2] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/23 |