| Teny iditra | 1 lasalasa |
| Fototeny | 2 lasa |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Ohatra |
4 lasalasa tokoa ny fisainany nandre sy nandinika ny vetsovetson-janany.
[2.470#147]
5 Efa nialan' ny anjaran' ny tompon-tsambo anefa izany , ka lasalasa ny saiko nanao manambatra sy manala. [2.471#47] 6 Ny mandra-pihaonan' i Zozefinina aza toa lasalasa foana tsy niniany! [2.499#74] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 8 lasalasa vinany |
| Fivaditsoratra | lasalasa, 9 salasala |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26 |
|