|
|
|
|

Teny iditra1  lasam-binany
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  ilazana indrindra ireo zatovo verivery hevitra noho ny fitiavana, tratran' ny alahelo sy manjonitra tsy marary [1.1]
Ohatra  4  Mahatsiaro tena ho eo anoloan' ny fahamarinana aho, hoy indray izy lasambinany, ka te-hanatri-maso izay nitranga marina. [2.5#]
Tovy hevitra  5  lasam-borona
Singan-teny  6  lasa, vinany

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/24