Teny iditra lasam-binany
Singan-teny lasa ; vinany
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ilazana indrindra ireo zatovo verivery hevitra noho ny fitiavana, tratran' ny alahelo sy manjonitra tsy marary [1.1]
Ohatra Mahatsiaro tena ho eo anoloan' ny fahamarinana aho, hoy indray izy lasambinany, ka te-hanatri-maso izay nitranga marina. [2.5]
Tovy hevitra lasam-borona

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/24