| Teny iditra | 1 lasa mpifosa vao mifafa trano |
| Singan-teny | 2 lasa, 3 mpifosa, 4 vao, 5 mifafa, 6 trano |
| Sokajin-teny | 7 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
8 enti-milaza olona tsy nanao zavatra amin' ny fotoana tokony ho nanaovana azy; efa hitan'olona kilema vao taitra mitady hanatsara toetra
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|