|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  lasana
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] lasa
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] gone, departed, carried off
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] parti
Ohatra  6  Dia lasana izy niakatra teny an-tanety; [2.366#172]
7  Hitako fa lasana eritreritra mafy i Feno teny am-pandehanana. [2.472#197]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Sampanteny 
12  Matoantenin' ny fameno :
13  Anarana :
14  Mpamaritra :
Tovy hevitra  15  lasa
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny lasana io

Teny iditra (2/3)17  lasana
Sokajin-teny  18  filaza mandidin' ny mpamaritra lasa [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  19  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  20  [1.3#388] partez, faites, frappez

Teny iditra (3/3)21  lasana
Sokajin-teny  22  anarana
Fanazavàna teny malagasy  23  [1.1] Karazan-javamaniry mandady
Fanazavàna teny anglisy  24  [1.2] the name of a creeping plant
Fanazavàna teny frantsay  25  [1.3] nom d'une plante grimpante
26  [1.196] (du malais lungsur : tout ce qui passe, qui est éphémère). Nom des plantes annuelles, qui se développent rapidement puis disparaissent pendant la saison sèche. Ce nom est appliqué en particulier à une petite plante rampante indéterminée (A. Grandidier, Malzac, Firaketana Malagasy, etc.). [Merina]
Voambolana  27  Haizavamaniry: ahitra

Fivaditsoratra  28  lasana, nasala, salana

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02