|
|
|
|

Teny iditra1  latsaina
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Esoina ka akoraina amin' ny fahoriana mahazo azy
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] to be upbraided, to be reproached
5  [1.7] to be reproached, to be insulted
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3#389, 1.8] qu'on insulte
7  [1.3#389] qu'on injurie
Ohatra  8  [2.69#210] ary raha misavily ambony bao, tsy latsaina?
9  [2.296#98] Aza latsaina ny momba, fa tsy ny olombelona no tompo mpandahatra.
10  [2.245#54] Fa niala tany aminay ndeha hitady izahay, ka raha sendra ny tsy mety: aza latsaina, fa rehefa voa hono tsy hary hendry ihany.
Fototeny  11  latsa
Haiendriteny 
12  Ny ankehitriny :
13  Ny lasa :
14  Ny hoavy :
15  Filaza mandidy :
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny latsaina io

Fivaditsoratra  17  alatsany, latsaina, latsiana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21