|
|
|
|

Teny iditra1  latsaka ambany noho
Singan-teny  2  latsaka, ambany, noho
Sokajin-teny  3  kambanteny
Ohatra  4  Raha hitan'ny mpisorona anefa fa tsy latsaka ambany noho ny hoditra no fijery ny fery kimavo, nefa tsy misy volo mainty eo, dia hatokan'ny mpisorona hafitoana, izay voan'ny fery kimavo. [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/13