Teny iditra | 1 lavitrisa |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny anglisy |
3 [3.1] a billion |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [3.1] un milliard |
Isam-pirenena |
5 [3.1] 1000000000 ~ 1 000 000 000 ~ 1.000.000.000 ~ 1,000,000,000 |
Ohatra |
6 [4.11] antatra izao fa namoaka vola hatrany amin’ny 18 lavitrisa ariary ny fitondram-panjakana hiatrehana azy 7 [4.43] ndeha ampahatsiahivina fa 12.000.000.000 ariary, roa amby ny folo lavitrisa ariary (raha soratana) ... no tetim-bidin' ireo fiara tsy mataho-dalana ireo |
Voambolana |
8 Matematika: rafitrisa |
Singan-teny | 9 lavitra, isa |
Tsanganana sy sary iray takila |
10 Ny isa |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/08 |
![]() |