Teny iditra lavitrisa
Singan-teny lavitra ; isa
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy A billion [3.1]
Fanazavàna teny frantsay Un milliard [3.1]
Marika iraisam-pirenena  1000000000
1 000 000 000
1.000.000.000
1,000,000,000
[3.1]
Ohatra 
1antatra izao fa namoaka vola hatrany amin’ny 18 lavitrisa ariary ny fitondram-panjakana hiatrehana azy [4.11]
2ndeha ampahatsiahivina fa 12.000.000.000 ariary, roa amby ny folo lavitrisa ariary (raha soratana) ... no tetim-bidin' ireo fiara tsy mataho-dalana ireo [4.43]
Voambolana 
Tsanganana sy sary iray takila Ny isa

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/13