Teny iditra lehilahy tsy boka herintaona
Singan-teny lehilahy ; tsy ; boka ; herintaona
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza fa na inona na inona manjò, ny lehilahy afaka hiarina ihany noho ny herimpony [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/12