Teny iditra (1/2) | 1 lelomby |
Singan-teny | 2 lela, omby |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Ohatra |
4 [2.69] Fa ratsy anie, lehiretsy, raha manao toy ny lelomby, ka hilelaka ny trafo izy ihany, hihaotra ny tongotra izy ihany, hiditra an' orona mahay, hitso-foka any am-bava mahay. |
Voambolana |
5 Toe-karena: hanina |
Teny iditra (2/2) | 6 lelomby |
Sokajin-teny | 7 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
8 [1.19] [Tankarana]
nom d'une espèce d'arbre. 9 [1.196] (de lela : langue et omby : boeuf). Forme locale de lelanaomby, lelanomby, lelaomby. |
Voambolana |
10 Haizavamaniry: hazo |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |