|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  lemy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] halefolefo, habodahana, haasana: Ny lemin-dRadity no nahazoana an-dRavorona
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] softness; the soft part
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] qualité de ce qui est mou; mollesse; la partie molle
Sampanteny 
6  Matoantenin' ny mpanao :
7  Matoantenin' ny iharana :
8  Matoantenin' ny fameno :
9  Anarana :
10  Mpamaritra :
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)12  lemy
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny malagasy  14  [1.78] [Tanosy] takibaka

Fivaditsoratra  15  lemy, mely

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02