Teny iditra loa-bolana (loaka, volana)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy miteny tsy satry noho ny hagagana eo anatrehan-javatra tsy nampoizina, na tsara na ratsy; vaky vava, tsy maharitra ka miteny
¶ vaky vava [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy to feel compelled to speak out; to speak out when no longer able to keep silent [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay qui se sent obligé de parler; qui parle, ne pouvant plus se taire [Hallanger 1974]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31