|
|
|
|

Teny iditra1  loa-bolana
Singan-teny  2  loaka, volana
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] miteny tsy satry noho ny hagagana eo anatrehan-javatra tsy nampoizina, na tsara na ratsy; vaky vava, tsy maharitra ka miteny
vaky vava
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to feel compelled to speak out; to speak out when no longer able to keep silent
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] qui se sent obligé de parler; qui parle, ne pouvant plus se taire

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07