Teny iditra (1/2) | 1 loatra |
Sokajin-teny | 2 tambinteny [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mihoatra noho ny tokony ho izy: Miasa loatra izy / Kely loatra itỳ harona itỳ |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] too much |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3, 1.8, 1.405] trop, excessif 6 [1.405] [Sakalava-Mayotte] abusif |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 11 loatra |
Sokajin-teny | 12 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
13 [1.1] Famoahana na fanalana ny ao anatin' ny zavatra lalina aty: Ataovy tsara zara ny loa-bary. |
Fanazavàna teny frantsay |
14 [1.3] action d'extraire le contenu d'un trou, d'une cavité, d'une marmite action d'exhiber |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 21 aloatr, alotra, alôtra, laotra, loatra, Olatra, olatra |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |