Teny iditra | 1 lohalika |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Ny vanin-taolana mampitohy ny ranjo amin' ny fe amin' ny alalan' ny taolana iray boribory, ny ampelandohalika |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] the knee |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] le genou |
Ohatra |
6 Dia narary mafy amy ny lohalika sy ny fototope, dia nalain komana; [2.59#] |
Voambolana |
7 Haiaina |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Renianarana |
|
Anarana iray reny |
|
Ohabolana | 29 Ohabolana misy io teny lohalika io |
Fivaditsoratra | 30 halaliko, halokaly, lohalika |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |