Teny iditra (1/2) | 1 lomotra |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny frantsay |
3 [1.3] |
Sampanteny |
|
Teny iditra (2/2) | 5 lomotra |
Sokajin-teny | 6 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
7 [1.1] Zavatra mitankosina maitsomaitso ao anaty rano na mipetaka amin' ny vato anaty rano ka malama aoka izany raha hitsahina |
Fanazavàna teny anglisy |
8 [1.7] algae, green water scum; water plants, seaweed |
Fanazavàna teny frantsay |
9 [1.8] algues; mousses sur les pierres 10 [1.196] (dans toute l'île, mais on prononce plutôt lomotsa dans le Sud) (comparer au malais lumut, au batak limul, etc.). Nom générique des algues vertes. Plus particulièrement Vaucheria sessilis (Vaucher) De Candolle (Vaucheriaceae). Mais on le donne aussi à des plantes aquatiques Phanérogames ressemblant à des algues (hydrocharis, etc.) On les employait en teinturerie surtout pour le mordançage des fibres, du fait de leur richesse en mucilage. |
Ohatra |
11 Anana hafahafa ny tarehiny dia eo anelanelan' ny lomotra sy ny anandrano. [2.643] 12 Maroro-paniry ny ketsa eny an-tsaha, voavakivakin' ny valam-parihy maitso lomotra. [2.470] 13 Làlana maniry lomotra no hodiavinao, ka tandremo ny tenanao ndrao lavo - na ny fanahinao ho solafaka! [2.5] |
Voambolana |
14 Haizavamaniry: ahitra |
Sampanteny |
|
Anarana ara-tsiansa |
|
Ohabolana | 17 Ohabolana misy io teny lomotra io |
Fivaditsoratra | 18 lomotra, molotra, toloram |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |