|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  lotso
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fanaovana izay hampandeha betsaka ny nonon' ny renin' ny zaza na ny rononon' ny omby terena.
4  [1.13] ranoka avoakan'ny fihary
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] sécrétion du lait, affluence du lait aux mamelles
6  [1.13] suc d'une glande
Voambolana  7  Haiaina
Haiendriteny 
8  Tsotra :
9  Tovonana :
Sampanteny 
10  Matoantenin' ny mpanao :
11  Matoantenin' ny iharana :
12  Matoantenin' ny fameno :
13  Anarana :

Teny iditra (2/2)14  lotso
Sokajin-teny  15  anarana
Fanazavàna teny frantsay  16  [1.3] action de donner avec générosité

Fivaditsoratra  17  lotso, tsolo

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21