|
|
|
|

Teny iditra1  lovabe
Singan-teny  2  lova, be
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Harena tsy mba zarain' ny ray aman-dreny amin' ny mpandova mba samy hizaka ny anjarany tsirairay avy, fa apetrany amin' ny lahimatoa na ny vavimatoa
Ohatra  5  Vita ny trano vaovao nampanaovin' Idada ho solon' ilay trano lovabe nitoeranay hatramin' izay. [2.332#]
6  Fa ny ala no lovabe tsy voazara, fiveloman'ny kamboty sy ny zaza amim-behivavy sy izao oloko rehetra izao sady anaovantsika trano. [2.508#]

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/18