|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manahaka
Fototeny  2  hahaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  manofa (vary, kafe, ets) [Tanala] [1.78]
5  Manely, manaparitaka: Iza no nanahaka ireto poti-taratasy ireto?
6  Mahavery dia, mampihaha-kevitra: Tiany erỳ io kilalao io fa manahaka ny sainy, hono
7  Manala baraka, manaratsy: Raha nieritreritra ianao, tsy tokony ho nanahaka ny tokantranontsika [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8  to scatter, to disperse [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9  disperser, éparpiller [1.8]
Ohatra  10  Mangina ny tany, ny zava-drehetra Toa tony dia tony manahaka izany! [2.285#]
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
14  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  15  mañakake

Teny iditra (2/2)16  manahaka
Fototeny  17  tahaka
Sokajin-teny  18  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  19  Mitovy (endrika, toetra amy...): Manahaka andreniny itỳ zaza itỳ fa tsy manahaka an-drainy [1.1]
Haiendriteny 
20  Ny ankehitriny :
21  Ny lasa :
22  Ny hoavy :
23  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  24  kamahana, manahaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20