|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1  manorana (torana)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  Manao izay hahatorana, izany hoe tsy handrenesana maharary; tsy mampandre maharary [1.1]
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/5)8  manorana (orana)
Sokajin-teny  9  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  10  avy orana, manorana [Tanala] [1.78]11  misy orana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12  to rain [Provincial] [1.2]
Haiendriteny 
13  Ny ankehitriny :
14  Ny lasa :
15  Ny hoavy :
Tovy hevitra  16  morana

Teny iditra (3/5)17  manorana (orana)
Sokajin-teny  18  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  19  Mamotsy, manadio (firava-bolamena na volafotsy) [1.1]
Haiendriteny 
20  Ny ankehitriny :
21  Ny lasa :
22  Ny hoavy :
23  Filaza mandidy :

Teny iditra (4/5)24  manoràna (torana)
Sokajin-teny  25  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manorana
Fanazavàna teny malagasy  26  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  27  [1.3]
Tsanganana sy sary iray takila  28  Ny matoantenin' ny mpanao mandidy rehetra

Teny iditra (5/5)29  manoràna (orana)
Sokajin-teny  30  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manorana
Fanazavàna teny malagasy  31  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  32  [1.3]
Tsanganana sy sary iray takila  33  Ny matoantenin' ny mpanao mandidy rehetra

Fivaditsoratra  34  manarona, manaròna, manorana, manoràna, manarona, manaròna, manorana, manoràna

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/10