Teny iditra | 1 ma-bolana ilalana |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Singan-teny | 3 maka, volana, ilalana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] mandray sy mino izao honohono re eny an-dalana rehetra izao |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#416] ajouter foi aux paroles qu'on entend sur le chemin; se laisser tromper par ce qu'on apprend en route |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
![]() |