Teny iditra (1/2) | 1 madinidinika |
Fototeny | 2 dinidinika |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Ohatra |
4 Ary ny haratsiana madinidinika ataony. [2.59#140] 5 Ny sasany aminy dia somary madinidinika sady mainty kokoa. [2.508#111] |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 7 Ohabolana misy io teny madinidinika io |
Teny iditra (2/2) | 8 madinidinika |
Sokajin-teny | 9 tambinteny [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
10 [1.78] [Tanosy]
tsikelikely |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/05 |
![]() |