|
|
|
|

Teny iditra1  veloma madinidinika: masina fantimpantenana
Singan-teny  2 veloma, 3 madinidinika, 4 masina, 5 fantimpantenana
Sokajin-teny  6  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  7 fomba fanaovam-beloman' ny mpifankatia miangolangola fiteny [1.1]
Ohatra  8  Ka veloma|masina fantimpantenana tsirairay Rambolo, ary veloma|masina fantimpantenana, fa hianao dia masiaka amboa hadivory, ka lany zara tanora. [2.69]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12