Teny iditra madiva (diva)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay Qui est sur le point de [1.3]
Ohatra fa ny tambitamby efa lany, ary ny fitia efa madiva. [2.69]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : madiva
Ny lasa : nadiva
Ny hoavy : hadiva
Mpanahaka  antomotra

Teny iditra madiva (diva)
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Efaho, kely sisa dia... tsy ho ela intsony dia...: Madiva hilentika ny masoandro. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Almost, on the verge of [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Presque [1.3, 1.8]
 Bientôt, prochainement [1.3]
 Sur le point de [1.8]
Ohatra 
1Madiva hiakatra any Antananarivo izahay! [2.270]
2Efa madiva hitataovovonana ny andro vao tena voaomana ny diako. [2.643]
Sampanteny 
Mpanahaka  tamy

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31