Teny iditra mahabedibedy (bedibedy (bedy))
Sokajin-teny mpamaritra
Ohatra Izaho no mahafoana ny fambaran' ny mpaminany mpandainga, mahabedibedy foana ny mpimasy, mampikoy ny olon-kendry, ary manova ny fahaizany ho fahadalana. [2.996]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mahabedibedy
Ny lasa : nahabedibedy
Ny hoavy : hahabedibedy

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20