Teny iditra mahafantatra (fantatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mahay: Mahagaga fa tsy mahafantatra izay lazain' ny olona azy intsony izy
Mahalala: Tsy mahafantatra anao aho
Mahazo: Mahafantatra ny baiko omena azy ny alikanay [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To know [1.2, 1.7]
 To recognize, etc. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Connaître, savoir [1.8]
Ohatra 
1Fa iza anefa no mahafantatra ny antsipiriany? [4.27]
2Hanambony tena aho, raha milaza fa mahafantatra ny zavatra rehetra. [2.270]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mahafantatra
Ny lasa : nahafantatra
Ny hoavy : hahafantatra
Filaza mandidy : mahafantara
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20