Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : mahafantatra | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Ny | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza fa ny tenin' ny olona mahay mandahatra dia mety hazava ho azy fa ny hevitra miafina fonosiny na ny safeli-teny tiany hatao no tsy fantatra. [1.1]
Ilazana fa misy toetran' olona na toe-javatra iaraha-mahalala izao, fa ny ho fihetsiny na ho vokany any aorianano tsy misy mahafantatra. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
![]() |